Thursday, 25, Apr, 5:57 PM

 

Retrouvez ici toutes les annonces de l'église 

Du lundi au jeudi à 19h00 : Séance de prières ouverte à tous sur Zoom

 

VAOVAO SAMIHAFA : 

Asabotsy 20 janoary 15H00

Ry Kristiana havana,

Hampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika, ny fitiavan’Andriamanitra, ary
ny fampiraisana avy amin’ny Fanahy Masina.
““Tiava Ny TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo,...ary Tiava ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao” Lioka 10.27....” no lohahevitra ny fanompoam-pivavahana izay narafitry ny Komitin’ny Fiangonana Kristianina avy any Burkina Faso amin’ny herinandro ny fiaraha-mivavaka eran-tany ho amin’ny firaisan’ny mino kristiana manerana izao tontolo izao, amin’ity taona 2024 ity. Koa ho fiombonantsika miaraka amin’ny kristianina manerana izao tontolo izao sy araka ny efa fanao isan-taona dia hisy ny fanompoam-pivavahana iraisampinoana ny FFKM-Frantsa izay hanasana am-pitiavana antsika kristianina rehetra eto Frantsa , ka ho tanterahina ny asabotsy 20 janoary amin’ny 15H00
ao Paroisse du Bon Pasteur, 179 rue de Charonne 75011
Paris Métro: Alexandre Dumas.
Eo am-piandrasana ny fihaonantsika dia mirary taona vaovao Feno ny Fitahin’Andriamanitra ho antsika rehetra
.

Vaovan'ny Sampana :

 

SAMPANA SEKOLY ALAHADY

Prochain cours 14 Janvier à 9h30. Répétition de Noël de 14h à 16h

SAMPANA TILY

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa vita soamatsara Ny hetsika bûche de noël izay nataon’ny Sampana Tily ary koa ny lasy camp de Noël rehetran’ireo mpanabe sy beazina t@ fialantsasatra teo. Misaotra sy mankasitraka antsika mpianakavin’ny finoana t@ fanohanana ambavaka sy ny fandraisantsika anjara . Ny Tompo hamaly ny fitiavana nasehontsika ary voninahitra ho Azy irery ihany.
Ny fiadanany ho amintsika hatrany.
Ny Birao KP


SAMPANA ANTOKO MPIHIRA

 

SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA

Alahady 03 desambra : mampatsiahy ny fanasan'ny SLK ny lehilahy rehetra hiara-hiombona hanao rojombavaka eto ampiangonana, isaky ny Alahady maraina amin'ny 10 ora.

SAMPANA TANORA KRISTIANA - STK 

Affiche VDJ janvier

Vendredi des Jeunes- 26 Janvier 2024 :

[VDJ 26.01.24- Une vie de prière]

"En ce temps-là, Jésus se rendit sur la montagne pour prier, et il passa toute la nuit à prier Dieu." Luc 6. 12

Entre formalisme, lassitude, routine, discipline, pourquoi est-il important d'avoir une vie de prière ? Que cela signifie-t-il réellement ?
On vous attend nombreux pour ce premier VDJ de l'année !
Soyez bénis🙏

🕦 19h30
📌 16, rue Chauchat, 75009 Paris



SAMPANA FIFOHAZANA

Misy ny asa sy fampaherezana ny sabotsy 13 janoary manomboka amin’ny 3 ora tolakandro eto ampiangonana

FPMA PARIS


 Eglise Protestante Malgache en France, Paroisse de Paris.


   Phone:   +33 6 50 24 32 34

   Address:  Temple de la Rédemption 16, rue Chauchat 75009 Paris

   Email:  news@fpma-paris.org

NEWS FPMA

DIVERS SAMIHAFA

CONTACT FIFANDRAISANA