Retrouvez ici toutes les annonces de l'église
Du lundi au jeudi à 19h00 : Séance de prières ouverte à tous sur Zoom
- Officiants : Pst. Solohery et Bureau
- Zoom : https://us06web.zoom.us/j/98895963962?pwd=MHBHK3Z0eFVHNmZPV0IyTkNGZGFRZz09
- ID de réunion : 988 9596 3962
- Code secret : 316
- Composez un numéro en fonction de votre emplacement
- +33 1 7095 0350 France
- +33 1 8699 5831 France
VAOVAO SAMIHAFA :
Asabotsy 20 janoary 15H00
Ry Kristiana havana,
Hampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika, ny fitiavan’Andriamanitra, ary
ny fampiraisana avy amin’ny Fanahy Masina.
““Tiava Ny TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo,...ary Tiava ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao” Lioka 10.27....” no lohahevitra ny fanompoam-pivavahana izay narafitry ny Komitin’ny Fiangonana Kristianina avy any Burkina Faso amin’ny herinandro ny fiaraha-mivavaka eran-tany ho amin’ny firaisan’ny mino kristiana manerana izao tontolo izao, amin’ity taona 2024 ity. Koa ho fiombonantsika miaraka amin’ny kristianina manerana izao tontolo izao sy araka ny efa fanao isan-taona dia hisy ny fanompoam-pivavahana iraisampinoana ny FFKM-Frantsa izay hanasana am-pitiavana antsika kristianina rehetra eto Frantsa , ka ho tanterahina ny asabotsy 20 janoary amin’ny 15H00
ao Paroisse du Bon Pasteur, 179 rue de Charonne 75011
Paris Métro: Alexandre Dumas.
Eo am-piandrasana ny fihaonantsika dia mirary taona vaovao Feno ny Fitahin’Andriamanitra ho antsika rehetra
.
Vaovan'ny Sampana :
SAMPANA SEKOLY ALAHADY
Prochain cours 14 Janvier à 9h30. Répétition de Noël de 14h à 16h
SAMPANA TILY
Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa vita soamatsara Ny hetsika bûche de noël izay nataon’ny Sampana Tily ary koa ny lasy camp de Noël rehetran’ireo mpanabe sy beazina t@ fialantsasatra teo. Misaotra sy mankasitraka antsika mpianakavin’ny finoana t@ fanohanana ambavaka sy ny fandraisantsika anjara . Ny Tompo hamaly ny fitiavana nasehontsika ary voninahitra ho Azy irery ihany.
Ny fiadanany ho amintsika hatrany.
Ny Birao KP
SAMPANA ANTOKO MPIHIRA
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA
Alahady 03 desambra : mampatsiahy ny fanasan'ny SLK ny lehilahy rehetra hiara-hiombona hanao rojombavaka eto ampiangonana, isaky ny Alahady maraina amin'ny 10 ora.
SAMPANA TANORA KRISTIANA - STK
Vendredi des Jeunes- 26 Janvier 2024 :
[VDJ 26.01.24- Une vie de prière]
"En ce temps-là, Jésus se rendit sur la montagne pour prier, et il passa toute la nuit à prier Dieu." Luc 6. 12
Entre formalisme, lassitude, routine, discipline, pourquoi est-il important d'avoir une vie de prière ? Que cela signifie-t-il réellement ?
On vous attend nombreux pour ce premier VDJ de l'année !
Soyez bénis🙏
🕦 19h30
📌 16, rue Chauchat, 75009 Paris
SAMPANA FIFOHAZANA
Misy ny asa sy fampaherezana ny sabotsy 13 janoary manomboka amin’ny 3 ora tolakandro eto ampiangonana