Skip to content

Prochain culte

Dimanche 06 mars 2010 à 10h30

16 rue chauchat Paris 75009 Paris

Metro : n°07 Le Peletier - n°08-09 Richelieu drouot

 

Verset du jour

Vous êtes ici:Accueil
Mitoria sy mampianara
Araka ny efa nolazaina teo amin'ny vaovaom-piangonana dia tonga hitondra fampianarana ho antsika eto amin'ny FPMA Paris ny Pr Emilien RAZAFIARISON mivady.
Ny fotoana dia nanomboka ny asabotsy 13 Febroary 2010  ka hatramin'ny alahady 7 Mars 2010 . Ny toerana dia ao amin'ny Eglise de la Rédemption - 16, Rue Chauchat 75009 Paris

Ny lohahevitra hodinihina amin'izany dia ny hoe "Mitoria sy mampianara". Koa manasa antsika rehetra ho tonga sy hanatrika izany fotoana izany, ary koa hanentana ireo namana hafa.

Ho hitanao eto ny rohy (lien) mikasika izany fandaharampotoana izany.
Dia manantena ny fahatongavanao
 
who am I?
 
Planning
Ci-dessous notre rendez-vous pour cette semaine
  •  Mardi 02 mars 2010 à 19h30
    • Enseignement sampana Fifohazana
  •  Mercredi 03 mars 2010 à 19h30
    • Enseignement ‘‘ Comment prier‘‘
  • Vendredi 05 mars 2010 à 19h30
    • Enseignement sampana vehivavy
  •  Samedi 06 mars 2010  à 10h00
    • Enseignement sampana STK